Teny iditra | 1 tsy mitandro hasasarana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 To work hard and disregard fatigue [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [1.8] |
Ohatra |
5 tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1] 6 Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324] |
Singan-teny | 7 tsy, mitandro, hasasarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |